You are here: home > Vetso

voary - fitiavana

Azo vakiana?

tina , voary mendrika ianao

kanto loatra izany ianao
volo fohy tsara hogo
tarafin'ireo masonao
mibalika , misahovo
o izany tsikinao
malefaka aok'izany
milaza ny any anaty any
ny molotrao mavokely
miampy ny fijery
kanto dia kanto

tina !! , voary mendrika ianao

fiteninao malefaka
mozikam-pitiavana
mandrotsirotsy ahy
namoa ny fanahy
hiombona aminao
ny foko mihevotrevotra
te ho fihininao
tena resinao

tina !! , voary mendrika ia













Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : fitiavana

Nampiditra : fitiavana
Daty : 14/02/2006
Mpamangy : 1698
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Rehefa tia ...
Izy
iny alina iny
sambatr'aho
misaotra anao malala
sombin'aiko