Ampidiro aloha ny tenimiafina
misaotra anao malala (fitiavana)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
misaotra re ry lalany nahateo anao
tsy niataka ,tsy niala
fa nitia ahy ianao
teo ireo adiady
tsy fitovian-kevitra
nanamafy ilay voady
nampandroso tsy hiembotra
misaotra re ry lala
nahay nandefitra aok'izany
izaho no tena adala
tsy ahita olona ohatr'izany
fanehoam-pitia
fiarovana ahy koa
tiako ianao satria
nahay nambabo fo
matokisa ry fitiavako
fa ianao irery
mamiko sy havako
tanako tsy very
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
rolland
Hevitra mandeha
bichette
(
14/02/2006 12:26)
tsara be , tiako be lé tononkalo
hery
(
15/02/2006 08:48)
Nitontona tao anaty St Valentin kosa iny an
