You are here: home > Vetso

J'AIME LES MOCHES - Miarantsoa Anicet

Tiako ianao satria mitovy aretina amiko
Tiako ianao satria adala ka dia mamiko
Tiako ianao satria mahantra mavomavo
Tiako ianao satria im-betsaka no lavo

Hajaiko ianao satria rovi-pitafiana
Tsy misy mba nitia: ratraina, ampijaliana

                MIARANTSOA ANICET

Hametraka hevitra

Midira aloha