You are here: home > Vetso

Ianao irery - Ny Kanto

Azo vakiana?

Nafoiko ilay fitia
Mety ho tsara indrindra
Tamin'ireo izay hitako rehetra.
Navelako satria
Ianao no ho ekeko.
...
Aiky fitiavana.

Narindriko ny foko
Ninia koa tsy handre
Ireo kanto hafa soa.
Nakatoko satria
Ianao no ho tontoloiko.
...
Tontolo fiainana.

Ny Kanto. Jussieu 2004-06-28. 17h40

Sokajy : FITIAVANA

Hametraka hevitra

Midira aloha