You are here: home > Vetso

E! avy aloha - Ranoala

ny tany anie miodina
sao ho fanina eo ianao
malama na (dia) gorodina
ho afak'eo ity nify!

Ny andro anie tsy lava
Toa varina be rahavana
Tsy ela dia midify
banga ve irina?

Sa maika ho soloina
(fa)tsy mahefa ny mpanofa
izay makany dia midona
hiodina rahavana?
06/12/2004

Mombamomba

Mpanoratra : Ranoala

Nampiditra : rahonala
Daty : 06/12/2004
Mpamangy : 1121
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

Izy ihany
Iza
Rabehevitra
Any ho any ...
Hanao ahoana?
Omeko anao
Nankaiza ...
raki-kira
Ry hoavy
Fitia

Hametraka hevitra

Midira aloha