You are here: home > Vetso

Iza - Ranoala

Azo vakiana?

Latsaka ilay ariary
Asa iza no hitsindroka?
tsy niafina, nibari(bary)
niranga(ranga) toa hitsimoka

Nandalo teo ny maro
nahita ihany fa nilefa
nipitrapitra ilay ariary
nagnitsy tsy nanan-kiatefa

Sokajy : Malalaka

Mombamomba

Mpanoratra : Ranoala

Nampiditra : rahonala
Daty : 22/03/2018
Mpamangy : 686
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

niova ny tontolo
dia gaga ialahy
Izy ihany
Rabehevitra
Any ho any ...
Hanao ahoana?
Omeko anao
Nankaiza ...
raki-kira
Ry hoavy