raki-kira - Ranoala
Azo vakiana?
Tantara tsy ampoizina tsy toy ny kabary
no atolotro anao ry zanan-tany
tsongo sy safo ka mankarary
lazaiko ihany ka aza tomany
zaza iray nanjary boloky
indray andro voahadin i neny
fa namoaka feo nony voky
"ahoana moa ny fiteny?"
Namaly tsy niamba ny anao lahy
toa raki-kira efa voahomana
miaramila vonona sahy...
"Izany ka rezatra!"
Sokajy :
Fiaraha-monina, vazivazy
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Ranoala
Nampiditra : rahonalaDaty : 25/06/2012
Mpamangy : 1078
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Izy ihanyIza
Rabehevitra
Any ho any ...
Hanao ahoana?
Omeko anao
Nankaiza ...
Ry hoavy
Fitia
Ny any aminay