Insérer une photo
Inséré par :
zafimananadrazana
Date : 07/05/2010 14:40
Visite : 1361
Poèmes: 2 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 07/05/2010 14:40
Visite : 1361
Poèmes: 2 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Ny Andriandriambeniandry
Efa mpanoratra sy mpamorona tonokalo hatramin'ny faha adolantsento saingy variana tamin'ny fianarana rehefa tonga teny amin'ny Anjerimanontolo sy tafiditra teo amin'ny sehatry ny asa tsy nahalalana havizanana sy tsy nananana fotoana niventsoventsoana!Aty aoriana, efa mihoatra ny 40 taona niainana vao mba afaka misento kely amin'ny asa sy ny adidy ka dia niverina indray teo amin'ny asa soratra!
Efa mpanoratra rahateo ny Raibeko, angamba be mpahalala ihany i Emile PARSON antsoina ihany koa hoe "De la Marquise" nanoratra ny "An'iza ny foko?" sy boky maro samy hafa! Ho tohizako ary ny efa natombony ary santionany izao alefako eto izao, notsoahina tao anatin'ilay tantara nosoratako hoe "L'ombre de moi-même"
Mahazahoa fafinaretana!
Zafimananadrazana
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-andriandriambeniandry
Poèmes ( 2)
Lectures
Pas encore lu