Inséré par : Mikoriana
Date : 29/05/2026 22:27
Visite : 162
Poèmes: 10 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

Ny Voaroy

Mpanoratra, mpikambana ao amin'ny Fikambanan'ny Pôety sy ny Mpanoratra Malagasy Havàtsa-UPEM nanomboka tamin'ny taona 2022. Randriamparany Nambinintsoa Marie Alexandre no tena anarany.
Manambady an'i Heriarilala Andriamamonjy nanomboka tamin'ny taona 2025 ary manana zanaka lahy iray.

Ireo boky nandraisany anjara :
- Singo-panahy
- Ny marina tsy hamarina
- Ny Havàtsan'i Dol'Aj

Ireo asa soratra iangaliany : tononkalo, sôva, angano, sombintantara, tononkira.

Ireo fanadihadiana ny asa sorany efa nivoaka :
- Fanadihadiana ny sôva momba ny rano nosoratany, 2024, Heriarilala Andriamamonjy, Tranonkala Poetawebs
- Fanadihadiana ny sôva momba ny voninkazo nosoratany, 2024, Heriarilala Andriamamonjy, Tranonkala Poetawebs
- Ny endri-pizahantany taratra ao amin'ny sôva nosoratan'i Ny Voaroy, septambra 2025, Havàtsa Upem

Nahazo ny Mari-boninahitry ny Kanto Chevalier de l'ordre des arts, et de la culture tamin'ny taona 2026.
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-voaroy
Derniers commentaires
Papango1 ( 11/06/2026 03:04)
💖
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012