Insérer une photo Inséré par : tsiryharena
Date : 01/07/2013 19:46
Visite : 1484
Poèmes: 4 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

TSIRY

RATOVONARIVO Tsirisoa no anarako feno. Mitondra ny solon'anarana TSIRY (hatreto aloha) eo ami'ny asa soratra. Raha izaho sy ny asa soratra no asina teny fohy dia feheziko ami'n'ity fehezanteny ity hoe "Kanto ny talenta nomen'Andriamanitra ka tokony ho trandrahana sy koloina, ho soa sy hasina eo anivon'ny mpiarabelona "
Tsy ho hary voasoritra eto daholo ny mombamomba ahy fa raha maniry ny hifandray amiko ianao dia ireto misy taleka vitsivitsy azonao idirana :
- Adiresy mailaka : tsiryharena@yahoo.fr
- Kaonty fediboky : Tsiry harena Unique

Misoatra Tompoko,
TSIRY
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/tsiry
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136