Insérer une photo
Inséré par :
urhan
Date : 19/09/2014 14:28
Visite : 1338
Poèmes: 3 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 19/09/2014 14:28
Visite : 1338
Poèmes: 3 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Urhan
Tsy azo lazaina fa andrarezina, na koa hoe efa matevin-koditra amin'ny asa soratra. Nentin'ny fitiavana mankafy ny kanto malagasy amin'ny endriny maro. izay no hany azo ambara ho zezika kely nampitsiry ny kanto ao anaty. Bitika, nefa mahatakatra; kely nefa, mahita lavitra. Moson-tsokina ka kely ananana no ahiratra. Vao miana-mandeha ka mila atoro. Tsy mpanabe fa mbola beazina. Tsy zokiny fa zandriny. Anjaranao no mamantatra ny tohiny,,,,,,
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/urhan