Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Fiainana (3R)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny Fiainana Dia Mangidy Nefa MamyRaha Mbola Ambonin'ny Tany
Tsy Maintsy Misy Anefa Izany
Raha Mbola Eto An_tany
Indraindray Anao Faly
Indraindray Mitomany
Tsy Atao Makivy Anefa Izany
Raha Eto An_tany, Tsy Maintsy Misy Izany
--------
Lien:
Catégorie :
sitraka sy setriny - Fiderana - Fahantrana - Fifaliana - Ady - Namana - Fiononana - Tanindrazana - Aingam-panahy
Fans:
avoss Jah
