Poeta,iza moa ianao? (aft)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao ilay tsy mba nino afa-tsy tontolonofisin-tononkalo
ianao ilay tsy nitia afa-tsy ny olona
voarindra an-tononkalo
ianao ilay manantena anaty hakiviana
ianao ilay mitomany anoloan'ny hafaliana
ianao ilay velon-tsiky anaty fahoriana
ianao ilay hafahafa
ianao adaladala.
--------
Lien:
Catégorie :
Dikan-teny
Fans:
Ikala Nesy
Commentaires
fatou
(
14/09/2004 14:18)
@ fomba ratsiratsy kokoa