Ampidiro aloha ny tenimiafina
hetahetan'ny fo! (ainga fitia)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
misy fo maniry ho tiavinasaingy nolavin'ny tsy manina
vao mitempo dia nilavina
ka maratra sady fanina!
misy fo te hiara_dia
amin'ny olona mandalo,
te hiventso ny fitia
saingy indrisy toa nimalo!
misy fo te hiantsampy
antratran'olo_manan_tompo,
toa tanala very sampy e
hany hery miova loko!
ainga fitia.
--------
Lien:
Fans:
joshrah698
