miandry anao! (ainga fitia)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ito sarinao sisa manoloan'ireto masokofa any mantsy izay ianao nanadino ny momba ahy
fa aty kosa ny sento sy ny ranomasoko
mila ahatrotraka fanahy!
ianao 'lay notiaviko tamin'ny foko manontolo
no indrisy toa nandao
E!izao ny aty akia bobongolo an
mangina fa nilaozanao!
kanefa any andro iray
mety hahatsiarovanao ny anarako
raha toa ianao himpody indray
dia mbola ho tiako sy ho tantanako!
ainga fitia.
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana - Alahelo