IARIVO NY IMERINA (RK)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Indro aho tonga manoratra
Nanoratra aho ho anareo
Niainga ny tanako mba hanoratra
Mba tsy hampitoloko sy toreo

Malagasy aho...malagasy ianao
Mitovy iray sy reny
mba hampifaly anao
Ny fonenako dia eto Madagasikara
Tanana mahafinaritra
Firenena tsara tsy mba maramara

Tena Tiako ianao ry Iarivo
Maro laotra ireo tananao
Tena tiako ianao ry Iarivo
mahaliana ny mpizan-tany amin'izao

RY IARIVO NY IMERINA
AZA MANAHY
FA IZAO MBOLA HIVERINA
--------
Lien:
Catégorie : Tanindrazana - Aingam-panahy
1149 1
Fans: joda400
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014