Saingy Androany (RK)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tianao aho nandosiranao
Niantso aho tsy novalianao
Nijery aho nangarihanao
Nakeny aho nosakananao
Nikita aho nahilikao

Saingy androany,

Efa tsy izany tsony
Amin'izao ianao tia ahy
efa diso tara loatra
Amin'izao ianao miantso ahy
Efa tsy afa manoatra
Amin'izao ianao mijery ahy
Banjiniko tsara mintsy
Amin'izao ianao mikitika ahy
Ahiliko tsara tsy vitsy...
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1331 2
Fans: iry2016 - Joda400
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014