Commentaire à propos de ASSOURDISSANT COMME LE TONNERRE
Revenir à ASSOURDISSANT COMME LE TONNERRE
hery (
02/05/2024 17:10)
Arahabaina Profesora fa hitako ilay boky tononkalo nivoaka.

s19andry5851 (
03/05/2024 01:34)
Miarahaba anao Hery, iriana ho be mpamaky fa be ny hafatra tiana hampitaina. Mankasitraka, samy ho tahian'ny Tompo hatrany isika

SANAKERIB (
03/05/2024 05:37)
tsara

s19andry5851 (
10/08/2024 03:25)
Mila fandinihana lalina foana ny zavatra rehetra atao !