Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny ASSOURDISSANT COMME LE TONNERRE
Hiverina amin'ny ASSOURDISSANT COMME LE TONNERRE
hery (
02/05/2024 17:10)
Arahabaina Profesora fa hitako ilay boky tononkalo nivoaka.
s19andry5851 (
03/05/2024 01:34)
Miarahaba anao Hery, iriana ho be mpamaky fa be ny hafatra tiana hampitaina. Mankasitraka, samy ho tahian'ny Tompo hatrany isika
SANAKERIB (
03/05/2024 05:37)
tsara
s19andry5851 (
10/08/2024 03:25)
Mila fandinihana lalina foana ny zavatra rehetra atao !
s19andry5851 (
25/08/2025 09:50)
Traduction libre d'un poème "Mirefodrefotra toa varatra" de RASAMINDRAKOTROKA Andry Tiana du 09 Novembre 2023
