Ampidiro aloha ny tenimiafina
KANOSA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
KANOSA Olona kanosa
izay mahasahy
mahafoy ny reniny,
tsy ho tontosa
ny ora voatahy,
na inona no teniny.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
