ny omaly? ny ampitso? (Antso32)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Toa sarotra adinoinaToa sarotra vonoina
Ireo lasa fahiny
Kanefa tsy azo omena tsiny
Fa matoa mbola ao an-tsaina
Tsy mety miala fa malaina
Angamba ilaina ihany
Ny fisiany sa tsy izany?
Nifangaro tao daholo fihetsem-po be dia be
Tsiky,tomany,hanihany nampiomehy
Ary ny ho avy hanao ahoana?
Inoako fa hahafinaritra
Ankinina amin'Andriamanitra
--------
Lien:
Catégorie :
Hanina - tantara - fanantenana - Vavaka - Fahatsiarovana - embona - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy
Fans:
lah'fahtra
Commentaires
lah'fahtra
(
29/09/2017 20:35)
ankafizo e!!!misaotra mialoha.