Mpandalo ihany (AZRAEL)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Samy mpandalo ihany
Ny olombelona eto an-tany
Na ireo olona mahery
Na ireo olona malemy...

Ka hadalan'izay manao tsinontsinona
Ny hoavin'ny fanahy...

Fa sary izao tontolo izao
Ka aza atokisanao
Fa ho levona tsy ho ela...

Ankino amin'Ilay Mpahary
Mahita ny miharihary
Ny fiainanao dia hilamina!
--------
Lien:
207 2
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0247