tsy sitra-poko (H.J Myrai)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY SITRAPOKO
maha toa aho nampirafy
dia nisy tsy ampy
ny fitia natolotrao
fa tsy izaho no be lalao...
Raha nizara roa ny foko
dia tsy hoe sitra-poko
no niavin'izany
fa noho ianao ihany
matoa aho namela anao irery
dia tsy adalako velively
raha toa ianao ka niezaka
nikolo ahy mba hivelatra
raha toa ianao tomany
noho izany rehetra izany
dia aoka hazava tsara hoe,
tsy sitrapoko izany nge e
myray
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1322 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0119