nahoanaloatra ry zanako (creta)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nahoana lohatra ry zanako ; Ny nahazo anao rahavako
No tsy mety miramirana;
Fa toa reraka sy sahirana
Mitady hanina sy mitsipimpako ;
Izany no mba hany fahavelomanao
Malahelo mafy anao ny foko,
Amin’ireo toloko mahazo anao
Efa vintana ve sa anjara;
Ny inoiko dia tsy safidy
Sa izay tokoa ve ny efa lahatra?
Ny hikiry foana ve mandavataona
Ny azoko lazaina sy ambara;
Manana fanantenana any ampara
Fa raha mbola velona aho ;
Tsy manadino anao ;tsy
--------
Lien:
Catégorie :
Alahelo