Commentaire à propos de IZA ARY IZY (namana serasera KODITRA)

Revenir à IZA ARY IZY (namana serasera KODITRA)
koditra ( 28/06/2009 16:53)
hihihihi.
Misaotra ny mpanoratra eh!
oliviah ( 29/06/2009 18:12)
Endrika o ! za koa hanorato e
endrika01 ( 02/07/2009 08:00)
Koditra>zah nge efa natahotra be eee,hi hi hi
Tsy nalefako doly aza le izy
fa sao zah mahazo,inn reh e...tsy tadidiko teo ndray knou!
endrika01 ( 02/07/2009 08:03)
Oliviah> Rehefa tsy masiaka amiko tsony ndri,dia hanoratako! Kouny moa zandry e!!!. :-*
oliviah ( 12/07/2009 07:16)
aiza fona e?
endrika01 ( 12/07/2009 08:08)
Oliviah>mila miandry kely ndry.:D
oliviah ( 22/08/2009 11:25)
Tsi mbola tonga v le aingampanahy ry grand a!
endrika01 ( 23/08/2009 08:07)
hoavy fa mbola miandry foana aloha,
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009