Hevitra momba ny IZA ARY IZY (namana serasera KODITRA)
Hiverina amin'ny IZA ARY IZY (namana serasera KODITRA)
koditra (
28/06/2009 16:53)
hihihihi.
Misaotra ny mpanoratra eh!
Misaotra ny mpanoratra eh!
oliviah (
29/06/2009 18:12)
Endrika o ! za koa hanorato e
endrika01 (
02/07/2009 08:00)
Koditra>zah nge efa natahotra be eee,hi hi hi
Tsy nalefako doly aza le izy
fa sao zah mahazo,inn reh e...tsy tadidiko teo ndray knou!
Tsy nalefako doly aza le izy
fa sao zah mahazo,inn reh e...tsy tadidiko teo ndray knou!
endrika01 (
02/07/2009 08:03)
Oliviah> Rehefa tsy masiaka amiko tsony ndri,dia hanoratako! Kouny moa zandry e!!!. :-*
oliviah (
12/07/2009 07:16)
aiza fona e?
endrika01 (
12/07/2009 08:08)
Oliviah>mila miandry kely ndry.:D
oliviah (
22/08/2009 11:25)
Tsi mbola tonga v le aingampanahy ry grand a!
endrika01 (
23/08/2009 08:07)
hoavy fa mbola miandry foana aloha,
