Ianao ilay, (fafah2007)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao ilay tsy afaka ato an-tsaiko,
Ilay hery mamelona, mamelona ny aiko
Ianao ilay tsy afaka ato an-dohako,
Ilay tsy manan-tsahala, mamirapiratra ao am-poko
Ianao ilay miavaka anatin’ny maro,
Ilay harovako amin’ireo fahavalo
Ianao ilay mampisokatra ny masoko,
Ilay mangala-pijery aminao foana no satriko
Ianao ilay nanome horoka mamy,
Ilay tompon’ny fitiavako raha sitrakao izany
Ianao ilay tiako foana,
Ilay mahasambatra ahy, andrasako aman-taona.
--------
Lien:
Catégorie : embona
1125 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : fafah2007
Inséré par : rfabien2012
Date : 22/01/2013 12:51
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136