HADALAKO VE? (Fyh Rah Fredi)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mitia aho na dia tsy tiana misisika aho na tsy raraina niangavy foana aho na efa natosika mahatsiharo foana aho na dia tsy mba nirarahinao. Mipitrapitra aho na dia tsy jerena miangavy aho mba ho tiavinao nefa indrisy fa tsy nekena fa vao maita ana enao dia itako tena sorena sy kivy tsotra izaho. miharitra aho na dia marary manganohango aho te hitomany iaretako ny fitiavako anao. ADALAKO VE SA ARETIN-TSAIKO TSIA! TIAKO IANAO NA DIA HAMPARARY NY AIKO. #Alfredi
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
203 0
Commentaires
Fyh_Rah_Fredi_Lukas ( 20/07/2023 16:56)
Makasitraka atsika rehetra ato @ vongona serasera.org
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fyh Rah Fredi
Inséré par : Fyh_Rah_Fredi_Lukas
Date : 19/07/2023 09:50
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0132