TSY SITRAPOKO (Fyh Rah Fredi)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY SITRAPOKO fa nga zaho mahalala izahy fitondran' ny ao ambony fa nga zaho ny hisafidy anao daokera ibatabaka gony


Fa nga zay ra sahirana dia ambanina sy andosira fa nga zay ra tsy manana dia tsy mendrika no atao namana


Fa nga sitrapoko ny tsy anana nga faniriko ho sahirana fa ny anjara sy n'lahatra zanahary no mandahatra ny sahirana tsy mba hafany manana...


HAFATRA KELY
Fa maninona enao ra tsy manana dia tsy mba tiny avanao ny fiharaha monina
nefa ra tafita enao izy indray no misolelaka aminao havana zany ra misy patra fa tsy ahavana ra sahirana (ho atsika izahay mbola ao anatiny fantanorana ndao iezaka irinolo fa tsy aniry olo)#Alfredi
--------
Lien:
Catégorie : Fiainana
178 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fyh Rah Fredi
Inséré par : Fyh_Rah_Fredi_Lukas
Date : 20/07/2023 17:39
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135