Indrisy (Georges andriamanampy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Indrisy ry fitiavako izay ratsy fiantefa Izato fo sy endrikao nanjary nanjoretra
F'ilay fitiavana zay nokinasanao alaina
Efa anolon-kafa tsy azo hantenaina
Naniry ny mba hiond
ana eo an-tratrany ianao
Hiaraka hiaina ny feom-borona ao an'ala
Kanefa manan-tompo izy ka tsisy azonao atao
Tsy hoe tsy tia anao izy fa ianao no efa tara
--------
Lien: