Ampidiro aloha ny tenimiafina
Indrisy (Georges andriamanampy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Indrisy ry fitiavako izay ratsy fiantefa Izato fo sy endrikao nanjary nanjoretra
F'ilay fitiavana zay nokinasanao alaina
Efa anolon-kafa tsy azo hantenaina
Naniry ny mba hiond
ana eo an-tratrany ianao
Hiaraka hiaina ny feom-borona ao an'ala
Kanefa manan-tompo izy ka tsisy azonao atao
Tsy hoe tsy tia anao izy fa ianao no efa tara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Georges andriamanampyNampiditra : Georgesandriamanampy
Daty : 18/09/2017 15:59
