Lasa Ianao (Zoky Eric)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ny foko mbola tiakanefa voafitaka
mbola tena nankafia
kanefa voahitsaka
dia lasa ianao ry tina
satria nahita olon~kafa
zary lasa nangina
ilay fitia hoe tsy hovoafafa
tsy homeko tsiny ianao
tsy arahiko alahelo izany
satria nataonao kilalao
nefa ny ahy tsy mety lany
tena voafitakao
ity foko feno ratra
ianao nahita olom~baovao
dia nandrora sy nandaka
veloma ianao malala
mahita ny tsara
zah efa teo no niala
hafapoa fa ratsy fiafara
--------
Lien: