Ampidiro aloha ny tenimiafina
Embona (Hary MDK)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Potraka ny ranomasoko noho ny alahelo anaoNy adin-tsaina mitambesatra satria izaho miady irery
Fa raha ny sitrapoko dia ho any izao dia izao
Mantsy mahagaga ny fitiavantsika toa mistery
Satriko isan’ora dia hahareha ny feonao
Mba tsy hahatsapako an’izany fihetsehampoko
Nefa moa mba inona no azoko atao
Afa-tsy ny manembona, mitomany, mitoloko
Miverina ato an-tsaiko ilay oroka nafana
Izay nataontsika tamin’ianao taty
Aza manahy nefa fa tsy avelako hamanala
Fa ho koloiko sy hajaiko ilay fitia
--------
Lien:
Catégorie :
Fahatsiarovana
