Ao malalako (heriy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Malala a!
Eto antokotanim-pasana aho no miventsoventso anao mangiana
Mahatriaro ny andro lasa sy ireo fotoana nisangiana
Dia nofinofy sisa ireny,nefa lasa fahazarako
Ny miantsoantso ny anaranao avia nge ny malalako!

Dia trano vato ve ry tiako? no mba hany fonenanao
Toa tsy ho zakako ny hieritreritra ny efitra hitoeranao!
Izay nilaozan'azavana aizin-kitroka no mba ao
Na ianao aza tsy tamana fa noterena mba ho ao!
--------
Lien:
Catégorie : tantara - Fisarahana - embona - Alahelo
1276 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : heriy
Inséré par : heriy
Date : 28/03/2018 20:50
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138