HO MARAINA VAO (IdealySoa)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HO MARAINA VAO

Ho avy ny maraina, hitondra fitsikiana;
Ho avy ny maraina hivimbin’hafaliana;
Ho avy ny maraina hamafy hazavana,
Ho an’ireo izay mila izany;
Hanome mosoara, hamafana ireo tomany,
Ka handritra azy tsy ho naman’ny eto an-tany.
Fa mbola ho avy ny maraina, hanarina ireo lavo,
Hamaha ny tadin’ireo izay simban’ny fitia.
Maraina vaovao izay hitondra aim-baovao,
Maraina antenaina, hifaranan’ny taraina.
IdealySoa (2008)
--------
Lien:
Catégorie : fanantenana
1336 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : IdealySoa
Inséré par : IdealySoa
Date : 05/11/2010 13:49
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014