BE... (Jacobson)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
BE...Noteteziko ny vazan-tany Be dia Be, fa...
Tsy nahitako an'iny Be leloko iny
Raha tsy tany amin'ny distrikan'ny Betafo.
Indraindray izy somary Be cinema
Fa nanaovako Be lazao, ka...
Ny ankehitriny izy zakan'ny Be loha
Tiako izy na Be molotra
Tsy afeniko ny ambany hoe Be tampony
Dia tiany aho fa Be vôniny
Mifanentana tsara ny tantana e!
Dia nifampiantso hoe BeBe.
© Jacobson (Gyn Yellow)
07/09/23
--------
Lien:
Fans:
GinYellow8