iny olona iny tsy fantatr (JNB)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
iny olona inytsy fantatro akory
nefa dia tiako sahady izy iny
saingy tsy ho hitako intsony!
veloma ry ilay tsy fantatra
veloma fa tsy ho hitako intsony
, nifampibanjina,nifampitsiky toy ny efa ela nifankafatatra
nefa veloma,veloma ka mandehana
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy