Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESOA TIA ANAO (joharyfenosoa)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tia nao Jesoa ry namako mahantra,tia anao Izy ary vonona hampitrakany olana mianjady fahoriana mahazo anao,tsarovy fa Jesoa hoavy faingana hamonjy anao,ry namako mahantra aza mamoifoy raha eto an-tany,fa Jesoa tia anao banjino fa izy no hamafa ireo tomany,ao Jesoa fitiavana mpamonjy nahatoky ka makanesa re rahavana fa ho raisin'IZY Tompo,ilay JESOA kampiteny anie vonona handray anao mihitsy, ny fahotanao marobe ho levoniny tsy ihisy,mahereza matanja, raiso Jesoa ho anao manatona mibebaha hitoeranao tsy amin'ny ahiahy. --------
Lien:
Catégorie :
Fananarana
Commentaires
joharyfenosoa
(
04/12/2025 16:42)
olona tsotra tsy dia ahitana teny sy sarokenatra aho,nefa te hananatra ny namako sy tanora mitovy amiko aho ka izany no nahatonga ahy hanoratra mba ho tafapita ny tiako holazaina.
joharyfenosoa
(
04/12/2025 16:46)
aza afenina na kobonona ao anaty fotsiny ny aingam-panahy fa soraty mba hifanoana isika,mahereza daholo.
