TARAINA (Koloina)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Taraina

Ilay hoe mitaraina
Efa fomban-drazana tsy hita izay naha ratsy azy
Fa eto tsisy hoe marefo na koa malaina

Trotraka ny fo dia latsa-dranomaso
Tsy hoe tsy tena boto akory fa
Mitamberina ao an-doha ireo ankaso

Ilay izaho mitoka-toka-monina kely ery
Tsy hoe fankahalana ny fiarahan-dia fa
Dien'izao dia mizatra ny mandeha irery

Koloina
--------
Lien:
Catégorie : Alahelo
29 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Koloina
Inséré par : Vonjisoa-Andjanirina
Date : 07/05/2026 10:19
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
Autres poèmes
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111