ADINOY IZY (Lova miar'shu)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza malahelo mitomany ianao,fa adinoy izy!
Ny ranomaso andeha fafao,
mionona aza kivy.
Ny hoavinao jerena,
avelao ny momba azy!
mahaiza mampionon-tena,
mijoroa hiatrik'ady!
Ny lasa tsy hiverina intsony,
koa meteza ianao hitony.
Raha izy no tsy anjara,
mbola ho tonga ilay malala.
--------
Lien: