MBOLA TIA (Lova miar'shu)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mbola tia angamba aho fa tsy mety mionona ny foko rehefa mifanena aminao dia ilay teninao no tsaroako
Mbola tia angamba aho rehefa injay mahita anao dia toa manara maso tsotr’izao no mankafy ny bikanao
Mbola tia angamba aho ka te hihaona foana aminao sady koa te hibitsika hoe tiako tena tiako ianao
Mbola tia angamba aho fa ny saiko tsy mety tafandry te hiverina aminao ary koa sasa miandry
--------
Lien:
1170 2
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Lova miar'shu
Inséré par : miderasoa
Date : 06/06/2019 12:22
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147