NAMANA (Lova miar'shu)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Namana ianao raha toa kamahay mizara manome,
mahonena sady mitsetra,
manoro izay aleha,
amin'ny fiainana rehetra!
Namana ianao rehefa
misy zava-maha ory,
mifanampy, tsy mifanakora,
mahavita miari-tory,
isan'andro,isan'ora!
--------
Lien:
Fans:
ZO-NILAINA