HINDRAMIKO (Mahalia❤✨)

Lu par ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HINDRAMIKO

Hindramiko ny Alina hitondra anao hitety ny habakabaky ny nofy
Sitrany ahay mba tsapanao fa misy antsika ao miombona fanahy
Hindramiko ny Hira hamatsy teny mamy sy hivimbin-drotsirotsy
Ka na aza ianao tsy anilako...dia mitony ny ahiahi(ko)

Hindramiko ny teny mba hamborahako ny miafina
Dia ilay miery tsy hay takarina anaty ''FOKO'' ao
Hoe 'lay fitiavako rahampitso efa azoko tarafina
Raha toa ka ho mira zotra ny lalako sy ianao
(...)

Mahalia❤✨
20232907-0638PM
--------
Lien:
242 2
Fans: Nikalo - Djess
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Mahalia❤✨
Inséré par : Djess
Date : 21/09/2023 23:47
Lectures
Lu par ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142