EFA NIFANARAHANAY (Mahalia❤✨)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
EFA NIFANARAHANAY

Aza akory mitanisa sy mitati-bolana aty amiko
Raha sendra ka mahita ilay olona notiaviko
Any ambadimbadika any...

Aza akory misahirana,mandany lera sy fotoana
Milaza angano sy arira f'izahay mifankatia be foana
Fa ny zavatra hitanao any?

Tazomy ho anao irery dia ataovy tsara pirina am-para hatokao
Dia ity no tadidio...n'inona n'inona miseho ,izahay tsy mb'hifandao
Fa ny anao raharaha tadiavina
(...)

Oay!!!Dia ity no saika hadinoko
Tandremo sao variana manara-maso loatra ny fomba fiainanay
Fa izay tazanao ataony,na tsipalotrao tsy nahy...Raha toa tsy fantatrao?
EFA NIFANARAHANAY...
Fa misaotra anao rahavana?

Mahalia❤✨
20240705
--------
Lien:
Catégorie : Fiaraha-monina - Fiainana - Fitiavana
64 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141