NY ENDRIKAO (Manantena Vonton-tSento)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako ny endrikao ka nefa dia izao,
Ho lazaiko ampahatsorana,
Fa mbola tena tiako no sady mba iriko ,
Ilay endrikao nitsiky tao anaty ranon'orana,

*Fafazan'ny tafiotra sy rivotra,
Kanefa ny tarehy dia mbola mihomehy,
Ita fa sahirana,
Nefa miramirana,

*Mitefoka ny varatra ka maika koa voataratra
Ny hazavan tsy lefin'ireo nify tsara tefy,
Mananganasanga ao anaty tsikinao,.

*Ka na mirotoro na misafotofoto
Ny orana amizany
Ianao mitsiky ihany
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
985 1
Fans: Nirrt
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Manantena Vonton-tSento
Inséré par : Nirrt
Date : 14/09/2016 19:28
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139