Ampidiro aloha ny tenimiafina
TENY MAMIKO (Manatsiala)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha toa ka alahelono ahafahako manaingo anao
ry teny izay lalaiko
Dia aleko alahelo foana
Haratra fo
hitomany fe mandavan-taona
Hahatsapan'ny maro
sy ireo vahiny izay mandalo
Fa sarobidy tokoa
ny loharano soa
tovozina avy aminao
Manatsiala
--------
Lien:
Commentaires
Angie
(
10/03/2009 20:15)
tonga soa Manatsiala
dia tsara tokoa lay tonokalo dia mazotoa manoratra foana
:-P
dia tsara tokoa lay tonokalo dia mazotoa manoratra foana
:-P
