MIONONA RY FOKO (manjatiana)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mangina o ry foko!fafao ny alahelo
Esory sy alao ny hakivianao
Fa iry kintana iry,mamiratra aok'izany!
No hametsovetso ny fanahy,ngolon'ahiahy.

Mionona o ry foko!fa tsy foana tsy akory
Ny maintso fanantenana,ny maloka androany!
Hibaliaka rahampitso.

Aza mitanondrika ry voaratran'ny fitia,
Mbola lavitra ny lalana,zory re ny dìa,
Ry foko mitonia!

Ry foko tsy mba manan-kavana io
Fa nahoana kosa?hevero sy diniho
Ny tava ve no simba?(mbl misy tohn)
--------
Lien:
Catégorie : Fiononana - Alahelo - Fitiavana
1532 1
Fans: vintana
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : manjatiana
Inséré par : vintana
Date : 05/01/2012 03:40
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136