Tompo o! (mi-antsa)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ampianaro aho hahayhanaiky izay voalahatrao
ka hijoro tsy hanahy
n'inona hodiaviko ao
Ampio aho mba hahazaka
ny anjarako voatendry
hankato tsy hiambakavaka
hanao fanaikin'olon-kendry
Ny zepizepim-pahoriana
aza avela hanafotra ahy
fa fenoy fahatokiana
ny foko,saiko sy fanahy
--------
Lien:
Catégorie :
Vavaka