Tsiaro (mimisou)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Telo taona lasa izay no nisarahantsika roaFa hatramin'zay ka hatramini'izao dia mbola tsy afaka ato an-doha
Tsy hoe tsy manan'olon-tiana
Fa mbola hafa ilay nofidina
Efa efa voarara tsy azo atao
Vao may miredareda ao am-poko ao
Ny fitiavako anao tsy ambara roa
Fa ahy dia ahy irery tokoa
Tsy filaza na amin'iza na amin'iza
Fa nofisiko irery mangina
Toa manitikitika nefa tsy hita hoandrandraina
Toa mampatsiahy nefa tsy hita hoantenaina
Fitia efa tsy anjara no irina ho azo
Fitiavan-jaza no tiana mba tsy halazo.
--------
Lien:
Catégorie :
embona
Commentaires
Poun
(
02/07/2007 11:23)
Mahafinaritra!Mampatsiaro ahy ny fianako amizao ianao.fa ny maha samy hafa kely azy fotsiny dia izaho mbola miandry