RES- TORY (Mysento)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Resi-torySambatsambatra aho 'zalahy
Nifampiapofo tamin' azy
Niova zaza aho ve rangahy
Tena hé,fa tsy vazivazy
Resi-tory ilay tiako
Izaho koa mba natory
Ireo teny efa nomaniko
Tsy voalazako akory
Satria ,resi-tory, ilay olon-tiko.
--------
Lien:
Commentaires
Mysento
(
09/08/2009 13:46)
nareo ve, efa tratra, hoatrizany.
mpiserasera
(
16/08/2009 18:34)
hahahaa ! Lalina koa zany ! Toe-javatra mety hitranga ihany koa zany na tahaka ny inona ny faniriana ,tsy voatery haninona fa na hiresaka sns...
Ohatra iray : mahatonga ny olona handry fotsy ohatra rehefa reraka dia ny fandriana no vonjena sy mamy kokoa !
Tahaka izay koa ilay voalazanao anaty Tononkalo ,mbola ny torimaso no voalohan-daharana ...iny alina iny aloha !Ny hafa no asa ? ....

endrika01
(
17/08/2009 06:44)
Raha izaho kosa aloha,tsy hampijajiriako ao ivelany ao izany ny vadiko,izy ary efa vizana miasa,ka manamboara fanalahidy anakiroa,rehefa tsy hamoha izy! Avilay ho eo,hangasihasy eo!
Mysento
(
17/08/2009 13:41)
mmhum !